|
|
|
|

Teny iditra1  famaritan' ny fiaraha-monina
Singan-teny  2 famaritana, 3 fiarahana, 4 monina
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 voafaritry ny fiaraha-monina misy azy ny tomba fieritreretana sy fihetsiky ny olona iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 déterminisme social [1.13]
Voambolana  8  Hainifiaraha-monina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11